|
|
|
|

Teny iditra1 mpanao nify
Singan-teny  2mpanao, 3nify
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5olona mitsabo nify marary na mametaka solonify. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a dentist. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7dentiste. [1.8]
Voambolana  8 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12